Mofonaina

491500 of 1206 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Sabotsy 13 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 11. 32-46 Jesoa, maneho ny voninahitr’Andriamanitra Anisan’izay mangidy indrindra amintsika olombelona ny fahabangana noho ny fahafatesan’ny olona akaiky ny…..

Zoma 12 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Apokalypsy 15.1-8 Ny fitsaran’Andriamanitra Asehon’ny mpanoratra amintsika fa amin’ny andro farany dia tsy maintsy hiatrika fitsaran’Andriamanitra ny olona rehetra, ka…..

Alakamisy 11 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia 40.1-8 Manavotra ny olony Andriamanitra. Misy antony avokoa izay zavatra rehetra avelan’Andriamanitra hiseho eo amin’ny fiainan’ny vahoakany. Matetika dia…..

Talata 09 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Hagay 2.6-9 Haneho ny voninahiny Andriamanitra. Ireto no lesona ho antsika avy amin’izao Soratra Masina izao:1- Mampahery ireo miraviravy tànana…..

Talata 09 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Hagay 2.6-9 Haneho ny voninahiny Andriamanitra. Ireto no lesona ho antsika avy amin’izao Soratra Masina izao:1- Mampahery ireo miraviravy tànana…..

Sabotsy 06 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Asan’ny Apostoly 8.1 -8 Lehibe ny voninahitr’Andriamanitra! Eto amin’ity perikopa voalahatra ho antsika anio ity no ahitana fa rehefa Andriamanitra…..

Fjkm Filadelfia