Mofonaina

481490 of 1206 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alatsinainy 22 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Salamo 19. 1-6 Andriamanitra Mpahary 1- Manambara ny voninahiny ny habakabaka « Ny lanitra mitory ny voninahitr’Andriamanitra, ary пу habakabaka manambara…..

Alahady 21 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Ezekiela 3. 22-27 Andriamanitra miteny amin’ny olony 1- Miaro azy amin’ny ratsy « Andeha, mirindrina ao anatin’ny tranonao ianao. » (and. 24)…..

Alahady 21 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Ezekiela 3. 22-27 Andriamanitra miteny amin’ny olony 1- Miaro azy amin’ny ratsy « Andeha, mirindrina ao anatin’ny tranonao ianao. » (and. 24)…..

Sabotsy 20 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

2Samoela 22.8-20 Ny fisehoan’ny voninahitr’Andriamanitra 1- Ho fandresena ny fahavalo « Dia nandefa zana-tsipika Izy ka nampiely ny fahavaloko, ary nampandeha…..

Zoma 19 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

2Petera 1. 16-21 Ny mpianatr’i Jesoa Kristy: 1- Manambara ny voninahiny « Fa nahazo laza amam-boninahitra tamin’Andriamanitra Ray Izy » (and. 17)……

Alarobia 17 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

LIOKA 9.28-36 Ny olona mahita ny Voninahitr’Andriamanitra 1-Te-hiara-monina amin’i Jesoa Kristy «Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka izahay…..

Talata 16 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona midera an’Andriamanitra SALAMO 138.1-8 1- Mahatsapa ny famindrampony«ka hidera ny anaranao noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao»Nidera an’Andriamanitra…..

Alatsinainy 15 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Romana 8.18-25 Kristiana miandrandra ny voninahitr’Andriamanitra 1- Maharitra fahoriana (and. 18- 23)Manoro làlana antsika ny Soratra Masina anio mba hahatonga…..

Fjkm Filadelfia