PERIKOPA FJKM ISAN’ALAHADY 2018
Lohahevitra isambolana 2018:
Janoary : Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo
Febroary : Mihainoa ny Tenin’ny Tompo
Martsa : Mibebaha eo anatrehan’ny Tompo
Aprily : Manolotra ny fiainany ny Tompo
May : Maneke hohavaozin’ny Fanahy masina
Jona : Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo
Jolay : Sahia mitory fahamarinana
Aogositra : Mitsangàna hanohitra ny herisetra
Septambra : Sahia manohitra ny kolikoly
Oktobra : Mandehana amin’ny rariny sy hitsiny ao amin’ny Tompo
Novambra : Mivonona hihaona amin’ ny Tompo
Desambra : Mifalia amin’ny fitiavan’ny Tompo
MARTSA : MIBEBAHA EO ANATREHAN’NY TOMPO
- Alahady 4 marsa 2018
Alahady Karey III
Ezekiela 18 : 27 – 32
Marka 1 : 1 – 8
Asan’ny apostoly 3 : 17 – 21 - Alahady 11 marsa 2018
Alahady faha IV
II Samoela 24 : 10 – 17
Lioka 15 : 25 – 32
Apokalipsy 3 : 1 – 6 - Alahady 18 marsa 2018
Sampandrofia-AFIFAB FJKM
Jeremia 36 : 1 – 10
Marka 7 : 7 – 14
Hebreo 3 : 7 – 15 - Alahady 25 marsa 2018
Karemy
Zakaria 9 : 9 – 11
Matio 21 : 1 – 11
I Petera 2 : 1 – 10 - Alakamisy 29 marsa 2018
Eksodosy 12.11-17
Matio 26.17-29
I Jaona 5.10-12 - Zoma masina 30 marsa 2018
Salamo 34.11-22
Marka 15.26-38
I Timoty 1.12-16
FEBROARY :MIHAINOA NY TENIN’NY TOMPO
- Alahady 4 febroary 2018
Alahady faha IV manaraka ny Epifania
Deoteronomia 5.25-30
I Tesaloniana 2.13-16
Jaona 10.22-30 - Alahady 11 febroary 2018
Alahady faha V manaraka ny Epifania
Josoa 3.9-17
Jakoba 1.16-25
Lioka 8.4-15 - Alahady 18 febroary 2018
Karemy
Jeremia 2.4-13
Hebreo 3.7-15
Marka 7.14-23 - Alahady 25 febroary 2018
Karemy
I Samoela 15.16-29
Asan’ny Apostoly 13.44-52
Jaona 8.4-1
JANOARY : MANAPAKA AMIN’NY FAHEFANY NY TOMPO - Alahady 07 Janoary
Isaia 9 :1-6
Apokalipsy19:11- 16
Jaona 1:29- 34
Alahady 14 Janoary
II Tantara 20:5-9
Kolosiana 2:8-15
Marka 1:21-28
Alahady 21 Janoary
Salamo 145:8-14
Joda 24- 25
Lioka 10:17- 20
Alahady 29 Janoary
Levitikosy 14:1- 9
Hebreo 1:1- 4
Matio 8:1- 4