Mofonaina

501510 of 1206 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Zoma 05 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

1Tantara 29. 10- 13 Lehibe ny voninahitr’Andriamanitra! 1- Aoka hankalaza Azy isika!Nanana fikasana hanorina ny tempoly i Davida mpanjaka, saingy…..

Alakamisy 04 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jeremia 1.4-10 Maneho ny voninahiny ny Tompo. 1- Amin’ny alalan’ny fifidianany Anatin’ny fotoan-tsarotra no niantsoan’Andriamanitra an’i Jeremia ho mpaminany tao…..

Alakamisy 04 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jeremia 1. 4-10 Maneho ny voninahiny ny Tompo. 1- Amin’ny alalan’ny fifidianany Anatin’ny fotoan-tsarotra no niantsoan’ Andriamanitraan’i Jeremia ho mpaminany…..

Talata 02 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Ezekiela l. 26 – 28 Ny fisehoan’ny voninahitr’Andriamanitra. Naneho ny voninahiny tamin’i Ezekiela mpaminany Andriamanitra. Avy amin’izany no ahatakarantsika fa…..

Alatsinainy 01 Janoary 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

« LEHIBE NY VONINAHITR’ ANDRIAMANITRA Lioka 21.25 – 28 Ny fiavian’ny Tompo amim-boninahitra. Nanontany an’i Jesoa momba ny fotoana haharavan’i Jerosalema…..

Zoma 29 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Galatiana 4.1 – 7 Ny “fahazazana » sy ny “fahalehibeazana » ara-panahy Fanoharana no ampiasain’i Paoly mba hanazavana momba ny fitomboana ara-panahin’ny…..

Alakamisy 28 Desambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Romana 11.33-36 Ankalazao ny fahendren’Andriamanitra! Fa iza no nahalala ny sain’i Jehovah? 1- Ny fandavan’ny Israely an’i Kristy no nahatonga…..

Fjkm Filadelfia