Alatsinainy 11 Novambra 2024
Deoteronomia 4.5-8 laino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra 1. Dia hiavaka ianao (and,5-6) Napetrak’Andriamanitra sy natolony ho an’ny olony tamin’ny alalan’i…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Deoteronomia 4.5-8 laino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra 1. Dia hiavaka ianao (and,5-6) Napetrak’Andriamanitra sy natolony ho an’ny olony tamin’ny alalan’i…..
1 Timoty 6.11-21 Manana toe-panahy miavaka 1. Mandosira ny fakam-panahy Fitaovana iray velarin’i Satana eo anoloantsika ny fakam-panahy raha tsy…..
Efesiana 5.15-21 lainao ny toe-panahy araka an’Andriamanitra (and18) 1. Dia handresy ny ratsy: Ny teny hoe hofenoina eto, araka ny…..
Romana 12. 9-21 Ny fitiavana ao amin’ny fiombonana 1. Fitiavana marina Ny tena fitiavana marina dia mankahala ny ratsy, ary…..
2 Tesaloniana 3.6-13 Iaino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra Toy ny fiarahamonina rehetra dia misy karazan’olona maro ao anaty Fiangonana. Koa…..
Matio 18.21-35 Mahaiza mamela heloka 1. Aza ferana ny famelan-keloka Fanontaniana toa mila valiny tsy voafaritra teto no napetrak’i Petera…..
Salamo 40.1-10 Aoka ho olona miavaka ianao 1. Ka Jehovah no ho tokinao: Ny and.1 dia misy ny teny hoe…..
2 Timoty 3.10-13 Iaino ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra 1. Sehatra isehoan’izany: Ambaran’i Paoly eto izay tokony hiainana izany: Ao…..
Amosa 5.4-11 Ry olombelona ô! 1. Dieny mbola velona, tadiavo Jehovah Izay voalazan’ny and-4b sy ny 6a, dia mitarika antsika…..
2 Petera 1.3-7 Mijoroa tsara ho mpanompo mendrika 1. Efa nomeny ny heriny (and.3-4) Tsarovy fa efa ampy hahasahana ny…..