Zoma 01 Novambra 2024
Titosy 1.1-4 Aoka isika ho mpanompo mahatoky (and.1) Ambaran’i Paoly eto am-piandohan’ity taratasy soratany eto ity ny tanjona tiany hotratrarina…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Titosy 1.1-4 Aoka isika ho mpanompo mahatoky (and.1) Ambaran’i Paoly eto am-piandohan’ity taratasy soratany eto ity ny tanjona tiany hotratrarina…..
Matio 21. 23-32 Ny manao ny sitrapon’Andriamanitra dia: 1. Tsy izay manaiky ivelany fotsiny, nefa tsy manatanteraka (and 30, 31)…..
Kolosiana 3.5-11 Taomina isika hitondra tena mendrika ny Filazantsara ka: 1. Hiala amin’ny ratsy fanao (and 5)’ « Koa vonoy ny…..
Romana 12. 1, 2 Zava-droa loha no ampianarin’ireto andininy roa anjara mofonainantsika anio ireto. Taomin’ny Soratra Masina isika mba: 1……
2 Petera 3. 11-18 Ity toko fahatelo ity dia mampahatsiahy antsika fa ho avy ny Tompo, ary mampianatra antsika ihany…..
2 Tantara 29.31-36 Misongadina amin’ity mofonainatsika ity fa ny fanompoana an’Andriamanitra dia: 1. Mila mpitarika hendry (and 31) « Ary Hezekia…..
Asan’ny Apostoly 17. 22-34 Ity anjara mofonainantsika anio ity dia mampianatra antsika, fa ny fitoriana ny filazantsara dia ilana: 1……
Romana 1. 8-12 Mitaona antsika ny mofonaina anio, mba ho tahaka ny Kristiana tao Roma isika ka ho: 1. Kristiana…..
Hebreo 6.1-6 Anankiray amin’ny antsoina hoe epistily katolika (izany hoe natao ho an’ny rehetra, fa tsy ho an’olona voatsonga manokana)…..
Joba 42.1-6 Ny fiafaran’ny fizahan-toetra mahamay natrehan’i Joba no tantaraina eto amin’ity anjara mofonainantsika ity. hitantsika misongadina eto fa ny…..