Talata 22 Oktobra 2024
Efesiana 4. 17-24 Ny fiainam-baovao ao amin’i Kristy no vontoatin’ity anjara mofonainantsika anio ity. Ampitaina amintsika amin’izany ary ny fa…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Efesiana 4. 17-24 Ny fiainam-baovao ao amin’i Kristy no vontoatin’ity anjara mofonainantsika anio ity. Ampitaina amintsika amin’izany ary ny fa…..
Jaona 21. 15-19 Fifanakalozan-dresaka teo amin’i Jesoa sy i Petera no tantaraina amintsika amin’ity mofonainatsika ity. Hafatra ampitain’ny Tompo amintsika…..
Matio 6.5-8 Tafiditra ao anatin’ny toriteny nataon’i Jesoa tany an- tendrombohitra ny anjara mofonaintsika anio. Fampianarana hivavaka, ary izany indrindra…..
Isaia 41. 14-20 Fampaherezana niantefa tamin’ny jiosy babo tany Babylona no fonosin’ny Isaia faharoa (Isa 40-55), ary mampihasinkasina izany ny…..
1 Mpanjaka 3. 5-15 Tantara anankiray anisan’ny tena mahaliana sady miavaka ao amin’ny Soratra Masina ity anjara mofonainantsika anio ity…..
Joba 33.19-33 Niharan’ny fizahan-toetra mahamay i Joba, tonga namangy azy ny namany telolahy. Ny tenin’izy telolahy dia hoe nanota i…..
Asan’ny Apostoly 2. 5-13 Raha ny Fanahy Masina no mameno antsika dia 1. Mahagaga ny asa vitantsika (and 7) «Dia…..
Jaona 9. 24-34 Ny olona nandray ny fahazavan’i Kristy 1. Manaiky ho mpianany «Moa te-ho mpianany koa va ianareo? »…..
Efesiana 2. 11-18 Jesoa Kristy nampihavana antsika 1. Nandrava ny efitry ny fisarahana …mba hanakambanany antsika roa tónta ao amin’ny…..
2Korintiana 4. 16-18 Ny olona miatrika fahoriana 1. Matoky an’Andriamanitra (And. 16) Nandalo fanenjehana sy fisendrana mafy sy maro samihafa…..