Mofonaina

381390 of 1206 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alarobia 20 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Isaia 42.1-4 Ny tokony ho toetran’ny mpanompon’Andriamanitra 1- Manetry tena (and 1-3) Faminaniana ny amin’i Kirosy faharoa izay mpanjaka nanafaka…..

Alahady 17 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 13.34-35 Toetra tsy maintsy ananan’ny Kristiana ny fitiavana ny namana Fiaraha-monina sy ray aman-dreny samihafa avokoa no namolavola ny…..

Zoma 15 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Salamo 34.11-22 Iaino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra 1. Arovy ny lelanao amin’ny ratsy. Izay ambara eto dia mitaona antsika tsy…..

Alarobia 13 Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Nehemia 5.9-11 Iaino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra Vahoaka niverina avy any amin’ny fahababona no voatantara eto. Mbola eo ampamerenana ny…..

Talata Novambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Marka 10.17-27 Toe-panahy kristiana 1. Mankamamy ny didin’Andriamanitra Ny tompo dia manambara fa sitrany tokoa raha mamatatra ny didiny isika…..

Fjkm Filadelfia