Alahady 01 Desambra 2024
Joba 22. 21-30 Mpino manetry tena Teny nataon’i Elifaza tamin’ i Joba teo anoloan’ny fizahan- toetra nihatra taminy ity, izay…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Joba 22. 21-30 Mpino manetry tena Teny nataon’i Elifaza tamin’ i Joba teo anoloan’ny fizahan- toetra nihatra taminy ity, izay…..
I Korintiana 13.1-13 Ny fitiavana no fototry ny fihetsiky ny Kristiana rehetra Betsaka ny fihetsika toa tsara ety ivelany azo…..
Zakaria 8.7-14 Ny manam-pahefana ara-pitsarana dia tokony hitsara marina. Fiaraha-monina efa lò tanteraka no nisy tamin’ity zava-nitranga tamin’ity faminaniana ity;…..
Jeremia 5.1-6 Ny olon’Andriamanitra dia tokony hanao ny marina sy ho tia rariny Nitady ny olona izay nanao izany tao…..
Jakoba 3.13-18 1- Ny Kristiana dia tokony ho manana fahalemem-panahin’ny fahendrena (and 13) Ny fiainan’ny Fiangonana dia tsy ilaozan’izay Kristiana…..
I Timoty 5.1-8 1- Ny tokony ho toe-panahin’ny mpitondra fivavahana: Mananatra amin’ny fanajana sy feno fitiavana (and 1-2): Rehefa tsy…..
Galatiana 5.16-18 Iankinan’ny fahatsaram-pitondran-tenan’ny Kristiana ny fananany ny Fanahy Masina Rehefa tena nihaona tamin’ny Jesoa ny olona dia miala amin’ny…..
Lioka 3.10-14 1- Ny Kristiana rehetra na kely na lehibe, na lahy na vavy Dia tokony tsy ho tia tena…..
Efesiana 4:25-32 Ny Kristiana 1- Tsy ho tia lainga (and. 25) Hitatsika fa nisy nifampilaza lainga ireto Kristiana ireto, ka…..
Filipiana 1.27-30 Ny tokony ho toetran’izay Kristiana 1- Mendrika ny Filazantsara (and 27a) Ny filazantsara dia mitory fiadanana, fahasambarana, fahamendrehana…..