Fiangonana FJKM Filadelfia

FAMPIANARANA SORATRA MASINA

Manasa anao amin’ny fampianarana sy fandalim-pinoana izay atao isaky ny Zoma hariva amin’ny 8ora alina.

LOHAHEVITRA dia halefa mail isan-kerinandro
Rohy : www.FreeconferenceCall.com
Identifiant de la réunion : fjkmmeauxfiladelfia

MANANTENA NY FANATREHAN’NY MARO

Raha mila fanampim panazavana dia afaka mifandray amin’ny mpitantsoratra

Isaky ny Zoma amin’ny 08 ora alina tontosain’i Mpitandrina eto amin’ny FJKM Filadelfia.
Manasa anao hanaraka izany amin’ny fifandraisana mivantana !

Taomy ny fianakaviana sy ny namana rehetra.