Talata 05 Desambra 2023
1 Tantara 16. 4 – 14 Ataovy tsara ny fankalazana an’Andriamanitra Nifaly ny zanak’Israely satria tonga tao Jerosalema ny fiaran’ny…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
1 Tantara 16. 4 – 14 Ataovy tsara ny fankalazana an’Andriamanitra Nifaly ny zanak’Israely satria tonga tao Jerosalema ny fiaran’ny…..
Asan’ny Apôstôly 4,13-22 Miavaka ny olona miara-dia amin’i Jesoa Kristy Na dia nadinina sy nosakanana tsy hanao ny asa nanirahan’i…..
JAONA 17.1-5 Ny fankalazana tian’i Jesoa Ny vavak’i Jesoa Kristy amin’ny maha-Mpisorona Azy no hitantsika eto amin’ity Jaona 17 ity……
2 MPANJAKA 19.8-19 Miorena tsara ! Mampihorohoro sy manao teny fihantsiana ny fahavalo,fa hoe : tsy misy maharesy azy ,na…..
SALAMO 30.1-12 Misaora an’Andriamanitra noho ny famonjeny 1-Manafaka amin’ny herin’ny fahafatesana Izy Nanalokaloka ny fahafatesana,toa efa nilaozana ny tontolon’ny fiainana…..
SALAMO 30.1-12 Misaora an’Andriamanitra noho ny famonjeny 1-Manafaka amin’ny herin’ny fahafatesana Izy Nanalokaloka ny fahafatesana,toa efa nilaozana ny tontolon’ny fiainana…..
Apokalypsy 20.11-15 Amin’ny andro farany dia samy mbola ho tsaraina araka ny asany avy ny olona. Nampahitana an’i Jaona izay…..
MATIO 25.31-46 Manaova ny tsara ! 1-Mba ho isan’ny mpandova ny fanjakan’Andriamanitra (34-40) Finoana ao an-tsain’ny olona ny hoe:« hanao asa…..
LIOKA 2.8-12 Jesoa Kristy , Vaovao mahafaly ho an’ny olona rehetra 1-Mitondra fifaliana ho an’ny olona rehetra « Aza matahotra fa…..
Filipiana 2. 12-18 1- Maniraka ny Fiangonana Andriamanitra (and 13) Raha najoron’Andriamanitra eto amin’izao tontolo izao ny fiangonany dia manana…..