Mofonaina

551560 of 1206 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Sabotsy 25 Novambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Nomery 10.11-21 Manaraka ny toromarik’Andriamanitra…«Ary tamin ‘ny andro faharoa-polo tamin’ volana faharoa … no niakaran’ny rahona niala teo ambonin’ny tabernakelin’ny…..

Sabotsy 25 Novambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Nomery 10:11-21 Manaraka ny toromarik’Andriamanitra… «Ary tamin’ny andro faharoa-polo tamin’ny volana faharoa…. no niakaran’ny rahona niala teo ambonin’ny tabernakelin’ny Vavolombelona……

Zoma 24 Novambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Marka 13.24-37 Mandra-pahavin’ny Tompo… 1- Aoka tsy hovariana amin’ny eto an-tany (and 28) Voalazan’i Jesoa fa tsy misy mahafantatra ny…..

Alarobia 22 Novambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Joela1.15-20 Ny fahatanterahan’ny andron’i Jehovah1- Fitotonganan’ny vahoaka (and 16a; 20)Hita soritra eo amin’ny fiainan’ny vahoaka fa efa tonga ny andron’i…..

Talata 21 Novambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Asan’ny Apostoly 3. 17 – 21 Ny Fibebahana dia fiverenana amin’Andriamanitra sy fialana amin’ny fahotana (and 19a)Taomina hiverina amin’Andriamanitra ny…..

Alahady 19 Novambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Apokalypsy 22. 6– 15 1- Andriamanitra irery no mendrika hoderaina (and 8-9)Anjely no nampiasain’Andriamanitra mba haneho amin’i Jaona ny fahitana……

Fjkm Filadelfia