Ny Alahady 21 Janoary dia nandray fitenana ny VaFiFaB nanazava ny antompisiany sy ny hahafan’ny Sampana sy ny Fiangonana manontolo miara-miasa aminy.
Ny horonantsary fohy dia anisan’ny nampiasaina tamin’izany.