Talata 01 Aogositra 2023
MIJOROA AMIN’NY FINOANA Romana 11: 13-21 Ny fifandraisana amin’ny Tompontsika 1- Ananany fahefana feno ny hitohizany na tsia. « Marina ihany…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
MIJOROA AMIN’NY FINOANA Romana 11: 13-21 Ny fifandraisana amin’ny Tompontsika 1- Ananany fahefana feno ny hitohizany na tsia. « Marina ihany…..
Matio 28 16-20 Jesoa Kristy maniraka ny mpianany 1- Manome baiko azy hampianatra«koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena…..
Ezekiela 3. 4 – 14 Andriamanitra maniraka ny olom-boafidiny 1-Mampahery azy « ka aza matahotra azy na mivadi-po noho ny tarehiny…..
1 SAMOELA 10.17-27 Ny Mpanjaka eo amin’ny firenena 1-Andriamanitra no mifidy azy « Hitanareo va izay nofidin’i Jehovah , fa tsy…..
DEOTERONOMIA 10.12-19 Ny olona nofidin’Andriamanitra « koa forao ny fonareo, fa aza mafy hatoka intsony ianareo » (and16) .Efa zatra ary nanaja…..
LIOKA 6.12-16 Jesoa Kristy mifidy mpianatra 1-Mivavaka « ary naharitra nivavaka tamin’Andriamanitra nandritra ny alina Izy » (and12) .Nitokana tanyan-tendrombohitra nivavaka nandritry…..
II Tesaloniana 2.13-16 Ny fifidianan’Andriamanitra 1- Andraisana famonjena « … satria Andriamanitra efa nifidy anareo hatramin’ny voalohany hahazo famonjena … »…..
I Tantara 28:1-7 Ny olona hanao ny asan’Andriamanitra 1. Andriamanitra no mifidy azy « Solomona zanakao no hanao ny tranoko sy…..
ASAN’NY APOSTOLY 1.23-26 Ny fomba fifidianana irak’Andriamanitra 1-Mivavaka « dia nivavaka izy ka nanao hoe: ianao Tompo ô izay mahalala ny…..
2 TANTARA 6.1-6 Andriamanitra mitoetra ao amin’ny tranony 1-Manatanteraka ny Teniny « nifidy an’i Jerosalema Aho hitoeran’ny Anarako » (and 6). Nisaotra…..