Zoma 11 Aogositra 2023
Jaona 16.25- 33 Ny finoan’ny mpianatra Eo am-pamaranana ny dinidinika nataon’i Jesoa tamin’ny mpianany Izy eto; ary arakaraka ny nifandraisan’i…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Jaona 16.25- 33 Ny finoan’ny mpianatra Eo am-pamaranana ny dinidinika nataon’i Jesoa tamin’ny mpianany Izy eto; ary arakaraka ny nifandraisan’i…..
2 Mpanjaka 6, 14-20 Izay tena mijoro amin’ny finoana 1-Manana fatokiana feno « Ary hoy Elisa: Aza matahotra, fa ny momba…..
Habakoka 2, 1-4 Ny Tompo Andriamanitsika 1-Mendrika hitarainana « Hijoro eo ambonin ‘ny manda aho, hiandry hahitako izay holazainy amiko » (and…..
HEBREO 10.35-39 Mirosoa amin’ny lalina …ary 1-Manàna fahasahiana « Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe » (and35) .Isan’ny fahasahiana…..
1 SAMOELA 17.45-51 Ny olona mijoro amin’ny finoana 1-Manana fomba miavaka « Ianao manatona ahy amin’ny sabatra sy ny lefona ary…..
1Samoela 17, 31-3 7 Rehefa miatrika ady sarotra: 1-Tsarovy izay efa nataon’ny Tompo taminao Niatrika ady sarotra ny zanak Israely:…..
Genesisy 39, 7-10 Ny olona mijoro amin ‘ny finoana 1-Afaka mandà an-kitsirano ny fakam-panahy Dia nandà izy ka nanao hoe…..
Filemona 4-7 Ny olona mijoro amin’ny finoana 1-Tsara laza amin’ny finoana an’i Jesoa Tompo.« Reko ny fitiavanao sy ny finoana izay…..
2 TANTARA 32.1-8 Ny olon’ny finoana « Ary nony hitan’i Hezekia fa tonga Sankeriba ka nikasa hamely an’i Jerosalena.. » (and…..
I Petera 4:1-6 Ny olona mijoro amin’ny finoana 1-Mandresy ny fahotana « Fa Izay niaritra tamin’ny nofo dia efa afaka amin’ny…..