Mofonaina

601610 of 1206 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Sabotsy 14 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

JOSOA 24.14-18 Ny ankohonana manompo amin’ny fahamarinana 1-Manary ny sampy « Ario ny andriamanitra izay notompoin’ny razanareo tany an-dafin’ny ony sy…..

Alakamisy  12 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

TONONKIRAN’NY SOLOMONA  8.8-9 Ny firosoana amin’ny fanambadiana 1-Misy fangatahana « … raha mby amin’izay andro angatahan’ olona azy ho vady »(and8).Dinidinika nifanaovan’ny anadahin’i…..

Alarobia 11 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

MARKA 10.2-12 Jesoa Kristy mamaly ny olona maka fanahy Azy 1-Mamerina azy amin’ny Soratra masina « Koa izay nakamban’Andriamanitra dia aoka…..

Fjkm Filadelfia