Mofonaina

591600 of 1206 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Sabotsy 21 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

DEOTERONOMIA 13.7-9 Zava-droa loha no ampitain’ny bokin’ny Deoteronomia amintsika anio . 1-Mijoroa amin’ny finoana marina (and 7,9) « Raha mitaona alahinao…..

Alakamisy 18 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Hebreo 13,4-7 Zavatra telo no itaoman’ny Epistily ho an’ny Hebreo antsika fa tokony ialana1- Fijangajangana«Aoka hanan-kaja amin’ny olona ny fanambadiana,…..

Alakamisy 18 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Hebreo 13,4-7 Zavatra telo no itaoman’ny Epistily ho an’ny Hebreo antsika fa tokony ialana1- Fijangajangana«Aoka hanan-kaja amin’ny olona ny fanambadiana,…..

Alarobia 18 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

OHABOLANA 3.1-12 Voasokajy ho isan’ny atao hoe : haisoram-pahendrena ny bokin’ny Ohabolana ,feno fanananarana sy torohevitra samihafa.Anankiray amin’ireny ity fampirisihana…..

Talata 17 Oktobra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

MARKA 12.18-27 Abaribarin’i Jesoa eto fa ny antony mahadiso hevitra ny olona ka mahatonga azy te-haka fanahy an’Andriamanitra sy hanao…..

Fjkm Filadelfia