Lahatsoratra avy amin’ny Niaintsoa

1 Item

Alakamisy 09 Desambra 2021

by Niaintsoa

SALAMO 68.1-4 Ny fifalian’ny olona miaraka amin’Andriamanitra Rehefa monina eo amin’ny olony Andriamanitra dia resy tosika ny fahavalo rehetra . Mifaly ny olona . 1-Miara-dia amin’ny olony Andriamanitra « Aoka hitsangana Andriamanitra » . Izany no antso ataon’ny mpanompon’Andriamanitra .Toy ny olona mandeha làlan-tsarotra ka mangataka ny fanatrehan’Andriamanitra . Mangataka ny fitondran’Andriamanitra mba tsy ho irery manoloana […]

Fjkm Filadelfia