Talata 26 Oktobra 2021 – Sal 118 : 19 – 29
19Vohay ny vavahady fidiran’ny olo-marinamba hidirako hidera ny TOMPO.20Ity no vavahady mankao amin’ny TOMPO;ny olo-marina no aoka hiditra eo!21Hidera Anao aho, Tompo ô, fa novalianaoary Ianao no nahazoako fandresena.22Ny vato nolavin’ny mpanao t…