Talata 12 Oktobra 2021 – Isa 55 : 1 – 3

by Mofon'Aina

 1He! Ianareo rehetra izay mangetaheta,

mankanesa amin’ny rano omeko!

Na dia tsy manam-bola aza ianareo,

avia maka sakafo, dia mihinàna

fa tsy ialam-bola izany55.1 Ampit Apôk 21.6; 22.17.;

avia maka divay na ronono,

fa tsy vidina izany.

2Nahoana ianareo no mandany vola

amin’izay sakafo tsy tena mahavoky?

Nahoana ianareo no misahirana

amin’ny zavatra tsy mahafa-po?

Henoy tsara Aho, dia hihinan-javatra matsiro ianareo

ary ho finaritra amin’ny sakafo mafilotra.

3Mankanesa atỳ amiko ianareo, ka manongilàna sofina;

henoy Aho, dia ho velombelona indray ny tenanareo55.3 Teksta voatsiahy ao amin’ny Asa 13.34 araka ny dkt tranainy grika..

Hanaovako fanekempihavanana mandrakizay ianareo

ka homeko ny fitahiana nampanantenaiko an’i Davida:

Publié dans Non classé

Fjkm Filadelfia