Sabotsy 07 Aogositra 2021 – Jao 10 : 22 – 30
22Ririnina ny andro tamin’izay ary notontosaina tao Jerosalema ny fankalazana ny Fitokanana. 23I Jesoa dia nitsangantsangana tao an-kianjan’ny tempoly, teo amin’ny lala-mitafon’i Salômôna. 24Koa nitangoronan’ny Jiosy Izy nanontaniany hoe:–Ambara-…