Talata 17 Aogositra 2021 – Oha 14 : 22 – 27
22Maniasia ny olona mikasa hanao ratsy;fa fitiavana sy fihavanana kosano ho hitan’izay mikasa hanao soa.23Ny ezaka tsara rehetra dia misy tombontsoa avokoa,fa ny fitsaontsaom-bava kosa miteraka fahantrana.24Ny hareny no satroboninahitry ny hendry…