Mofonaina

631640 of 1206 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Zoma 15 Septambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ROMANA 15.14-21 Ny mpanompo resy lahatry ny Filazantsara 1-Mampahatsiahy ireo izay efa mahalala an’i Kristy (and 14,15) Fomban’i Paoly Apostoly…..

Alarobia 13 Septambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

SALAMO 96.10 Ny tena mpanompon’Andriamanitra 1-Mitaona ny olona hidera an’Andriamanitra Mitaona ny olona hidera an’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fihirana ny mpanao…..

Talata 12 Septambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

NAHOMA 2.1-3 Marina ny Tenin’Andriamanitra 1-Milaza fammpanantenana (and1) Fanafahana no kendren’Andriamanitra hotanterahina eto. Mahavelombolo ny fanantenana ho an’ny Joda ……

Alahady 10 Septambra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

MATIO 4.12-17 Ny Filazantsara 1-Manala ny olona amin’ny aizina « ny olona izay mitoetra amin’ny maizina dia mahita mazava lehibe » (and16a)…..

Fjkm Filadelfia