Mofonaina

441450 of 1206 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Sabotsy 21 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jaona 9. 35-41 Niharan’ny fandrahonana sy herisetra ara-tsaina ity lehilahy izay nositran’i Jesoa ity. Asongadina eto anio ny finoana tian’i…..

Zoma 20 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

1Timoty 4, 6-10 Ny mpanompo tsara an’i Kristy Jesoa: 1. Mikolokolo hatrany ny finoana « Tezaina amin’ny tenin’ny finoana, sy ny…..

Talata 17 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

2 Korintiana 4, 12-15 Ny mpino miaritra fahoriana, 1- Miaina amin’ny finoana « Satria manana izany fanahin’ny finoana izany izahay »(and 12a)……

Zoma 13 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Asan’ny Apostoly 14. 19-28 Hoan’ny rehetra ny fampianaram-pinoana 1- Ho an’izay efa miorina tsara: « Nampahery ny fanahin’ny mpianatra ka nananatra…..

Fjkm Filadelfia