Talata 31 Desambra 2024
Hebreo 1.5-14 Jesoa Kristy, ambony noho ny anjely. 1- Zanak’Andriamanitra Izy Miverimberina matetika eto ny fampitahana an’i Jesoa Kristy amin’ny…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Hebreo 1.5-14 Jesoa Kristy, ambony noho ny anjely. 1- Zanak’Andriamanitra Izy Miverimberina matetika eto ny fampitahana an’i Jesoa Kristy amin’ny…..
Matio 23.1-12 Aza manao toy ny Fariseo sy ny mpanora-dalana! Mampitandrina ny mpianany sy ny vahoaka izay nihaino Azy i…..
Salamo 2.7-12 Hafatra ho an’ny mpitondra fanjakana 1- Avy amin’Andriamanitra ny fahefana Raha jerena amin’ny ankapobeny ny Testamenta Taloha dia…..
Filipiana 2.1-11 Kristiana miaina ny fitondrantena araka an’i Kristy: 1- Manao ho zava-dehibe ny fiombonana (Vakio ny and.1-4) Ny firaisana…..
Matio 1. 18-25 Lehilahy hendry sady feno fanetren-tena. Raha mba tahaka an’i Josefa avokoa ny lehilahy manam-bady rehetra dia hilamina…..
Romana 16. 17-20 Fananarana ho an’ny mpino: Fananarana sy tsodrano no amaranan’i Paoly ny Epistily ho an’ny Romana. Ireto no…..
Mika 5.1-5 Ny fahatongavan’ny Mesia Anisan’ny mpaminany nanambara mialoha ny hiavian’ny Mesia ny mpaminany Mika. Toy izao ny fahitany izany:…..
Isaia11:1-9 Ny fahatongavan’ny Mesia 1- Miseho amin’ny endrika feno fanetren-tena Noharin’ny mpaminany Isaia amin’ny hazo voakapa ny fianakavian’i Jese. Ny…..
Lioka 9. 46-50 Izay te ho lehibe any amin’ny fanjakan’ny lanitra Nampiady hevitra ny Apostoly ny amin’izay ho lehibe sy…..
Genesisy 3.9-15 Ny vokatry ny fahotana. 1- Simba ny fifandraisana Aminy. Rehefa nanohitra ny sitrapon’ Andriamanitra i Adama sy Eva…..