Sabotsy 04 Janoary 2025
LEHIBE NY FIANDRIANAN’ANDRIAMANITRA Sal 99.1-5/ Hira 6/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 461.1,2 1Jaona 2.20-23 Ny antikristy. 1- Inona moa izany?…..
LEHIBE NY FIANDRIANAN’ANDRIAMANITRA Sal 99.1-5/ Hira 6/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 461.1,2 1Jaona 2.20-23 Ny antikristy. 1- Inona moa izany?…..
Isaia11:1-9 Ny fahatongavan’ny Mesia 1- Miseho amin’ny endrika feno fanetren-tena Noharin’ny mpaminany Isaia amin’ny hazo voakapa ny fianakavian’i Jese. Ny…..
Lioka 9. 46-50 Izay te ho lehibe any amin’ny fanjakan’ny lanitra Nampiady hevitra ny Apostoly ny amin’izay ho lehibe sy…..
Genesisy 3.9-15 Ny vokatry ny fahotana. 1- Simba ny fifandraisana Aminy. Rehefa nanohitra ny sitrapon’ Andriamanitra i Adama sy Eva…..
Genesisy 32. 10-13 Ny olona mitady fihavanana… 1- Mitadidy ny teny fampanantenan Andriamanitra Tsapan’i Jakoba ny fahadisoana nataony tamin’i Esao…..
2Korintiana 10.1-11 Fomba hiatrehana ireo fahavalon’ny Filazantsara Tsy ny olona rehetra akory no faly tamin’ny asa fitoriana ny Filazantsara notanterahin’i…..
Ohabolana 15.27-33 Mahaiza mifidy ny lalan-kizorana Asehon’ny Soratra Masina amintsika anio ny toe-javatra miandry ny olona araka izay safidy ataony…..
1 Petera 3.8-12 Kristiana miaina amin’ny toe-panahy marina Manoratra taratasy ho an’ny olom-boafin’Andriamanitra rehetra, dia ireo mpanara-dia an’i Jesoa Kristy…..
Isaia 58.6-12 Ny fivavahana ankasitrahan’Andriamanitra Ireo Jiosy efa tafaverina ao amin’ny taniny sy miatrika ny fanarenana amin’ny lafin-javatra samihafa no…..
Marka 9. 33-37 Jesoa Kristy mampianatra ho amin’ny fanetren-tena 1- Mahalala ny ao am-po Miara-dia i Jesoa Kristy sy ny…..