Lahatsoratra avy amin’ny Harivony

2130 of 38 items

Alakamisy 15 Febroary 2018 – Apo 3 : 14 – 22

by Harivony

14–Manorata ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Laôdisia:«Izao no lazain’ny Amen, ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan3.14 Izay niandohana: ampit Ohab 8.22.’ny zavaboaarin’Andriamanitra: 15Fantatro ny asanao; fantatro fa tsy mangatsiaka…

Alarobia 14 Febroary 2018 – Jos 3 : 9 – 17

by Harivony

9Ary i Josoa nanao tamin’ny Israelita hoe:–Manatona etỳ ka mihainoa izay lazain’ny TOMPO Andriamanitrareo. 10Ho fantatrareo amin’izao fa Andriamanitra velona no eo afovoanareo, ka horoahiny tanteraka eo anoloanareo ny Kanahanita sy Hetita, ny Hivîta sy…

Talata 13 Febroary 2018 – Lio 10 : 8 – 12

by Harivony

 8Raha misy tanàna idiranareo ka mandray anareo ny olona, dia hano izay aroso anareo; 9sitrano izay marary ao ary ny mponina ilazao hoe: «Efa tonga eto aminareo ny Fanjakàn’Andriamanitra.» 10Fa raha misy kosa tanàna idiranareo nefa tsy mandray ana…

Alatsinainy 12 Febroary 2018 – Lev 26 : 3 – 8

by Harivony

3«Raha manaraka ny lalànako ianareo ka imasoanareo hotanterahina ny didiko, 4dia homeko ny ranonorana sahaza anareo amin’ny fotoanandrony mba hahavokaran’ny tany ary hamoazan’ny hazo eny an-tsaha. 5Ho tratry ny fiotazam-boaloboka ny fivelezam-bary eo a…

Alahady 11 Febroary 2018 – Lio 8 : 4 – 15

by Harivony

4Nirohotra avy any amin’ny tanàna samihafa ny olona hanatona an’i Jesoa, hany ka vahoaka betsaka no tafangona teo aminy. Dia niteny Izy nanao izao fanoharana izao:5–Niainga ity mpamafy hamafy voa. Nony namafy izy, ny voa sasany dia latsaka teny amoron-…

Sabotsy 10 Febroary 2018 – Kol 3 : 16 – 17

by Harivony

16Aoka ny tenin’i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo, ka hifampianatra sy hifananatra amim-pahendrena tanteraka ianareo; noho ny fahasoavana manenika anareo, dia mihirà amin’ny fonareo tokoa ho an’Andriamanitra ka mikaloa salamo sy hira ary antsa ases…

Zoma 09 Febroary 2018 – Jao 10 : 22 – 30

by Harivony

22Ririnina ny andro tamin’izay ary notontosaina tao Jerosalema ny fankalazana ny Fitokanana. 23I Jesoa dia nitsangantsangana tao an-kianjan’ny tempoly, teo amin’ny lala-mitafon’i Salômôna. 24Koa nitangoronan’ny Jiosy Izy nanontaniany hoe:–Ambara-pahovi…

Alakamisy 08 Febroary 2018 – Jer 11 : 1 – 5

by Harivony

1Izao no hafatra avy amin’ny TOMPO nampitondraina an’i Jeremià:2–Hajaonareo ny tenin’ity fanekempihavanana ity! Hitenenanao kosa, ry Jeremià, ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema 3ka hilazanao hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO, Andriamanitr’i Israely: …

Alarobia 07 Febroary 2018 – I Tes 2 : 13 – 16

by Harivony

13Izao koa no mahatonga anay ho velom-pisaorana tsy tapaka an’Andriamanitra: rehefa nandray ny tenin’Andriamanitra notorînay ianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin’olombelona izany, fa noraisinareo ho tenin’Andriamanitra, araka ny tena izy, ary dia mia…

Talata 06 Febroary – Isa 51 : 4 – 8

by Harivony

4«Mandrenesa tsara ianareo vahoakako, hoy ny Tompo,ary atongilano amiko ny sofinareo, ry fireneko.Satria Izaho no hamoaka ny lalàna;ary ny fitsarana ataoko dia hampitoerikoho fanazavana ny firenen-kafa5Efa akaiky ny fanafahako,efa hiseho ny famonjeko;a…

Fjkm Filadelfia