Finaritra e. Noho ny antony tsy miankina aminay dia tsy misy fanompoampivavahana ny alahadin’ny Sekoly Alahady rahampitso. Mirary soa antsika rehetra. Fiadanana ho amitsika hatrany
Source
[Finaritra e. Noho ny antony tsy miankina aminay dia tsy misy fanompoampivavahana…
0 Commentaires