- Sekoly Alahady
- Tetikasa VaFiFab
Vaomiera Fifandraisana sy ny Fampahalalam-Baovao
Mivelatra ny asa sahanin’ny Vaomieran’ny Fifandraisana sy Fampahalalam-baovao VaFiFaB.
Misahana ny asa sy ny fombam-pifandraisana sy ny serasera ary ny fanentanana eto amin’ny Fiangonana anatiny sy ivelany izy .
- Miandraikitra ny fanatontosana ny Tranonkalan’ny Fiangonana.
- Miandrakitra ny fifaneraserana amin’ny tambajotra isan-karazany (sosialy …) .
- Mandrindra ny asa samihafa nampiandraiketan’ny Fiangonana azy araka ny Fitsipika anatiny .
Mizara sokajy A , B ary D ny vaomiera.
Ireto ny sokajy fototra A :
Mpitarika : NY HERIARIVONY Mahefasoa
Mpikambana :
ANDRIAMBOLASEHENO Ramaniriarisoa,
NY HERIARIVONY Zara
RAKOTOBE Harison
RANDRIAMANAMPISOA Donatien
RASOAMANANA Haja
RASOAMANANA Laure
Ireto ny sokajy B:
Solon-tena iray avy, avy amin’ny :
Birao
Sekoly Alahady
Sampana Tanora Kristiana
Sampana Dorkasy
Sampana Lehilahy Kristiana
Sokajy A
Ireto ny sokajy D:
Ny Mpitandrina, ny Mpitantsoratry ny fiangonana ary ny Mpiandraikitra ny sokajy A sy B
Horonantsary manazava ny VaFifab
Ny Alahady 21 Janoary dia nandray fitenenana ny VaFiFaB nanazava ny antom-pisiany sy ny hahafan’ny Sampana sy ny Fiangonana manontolo miara-miasa aminy.
Ny horonantsary fohy dia anisan’ny nampiasaina tamin’izany:
Tetiandro VaFifab
Ny VaFiFaB dia miaramiasa akaiky amin’ny Sampana rehetra sy ny Fiangonana.
Manaraka ny Tetiandro nofaritana ho azy ireo ny VaFiFaB.