Sabotsy 31 Aogositra 2024
Ezekiela 44.15-19 Ny asa fisoronana 1- Voatokana ireo mpanao fanatitra ho an’ny Tompo. Nalalaka ny fanaovan’ny olona fanatitra tany am-boalohany,…..
Ezekiela 44.15-19 Ny asa fisoronana 1- Voatokana ireo mpanao fanatitra ho an’ny Tompo. Nalalaka ny fanaovan’ny olona fanatitra tany am-boalohany,…..
Vendredi 30 Août 2024 Venez, retournons à l’Éternel, car il a déchiré mais il nous guérira ; il a frappé mais il bandera nos plaies. Osée 6. 1 Ils se sont tous détournés, ils se sont tous ensemble rendus inutiles ; il n’y en a aucun qui pratique la bonté, il n’y en a pas même un seul….
1 Korintiana 6. 12-20 Ny amin’ny vatana 1- Ny vatana araka ny hevitry ny grika Misy fombam-pitenenana eo amin’ny Grika…..
2 Tantara 35. 1-6 Ny fanitsiam-pivavahana Ny fanarenana ny fivavahana marina tian’i Jehovah: Tamin’ny fotoana nanjakan’i Josia no nahitana ny…..
Mercredi 28 Août 2024 Se prétendant sages, ils sont devenus fous… [ils] ont changé la vérité de Dieu en mensonge. Romains 1. 22, 25 ( L’Éternel dit ) : Comme les cieux sont élevés au-dessus de la terre, ainsi mes voies sont élevées au-dessus de vos voies, et les pensées au-dessus de…
Jaona 17.6-19 Jesoa Kristy, tia ny mpianany 1- Mivavaka ho an’ny mpianany i Jesoa Kristy Manatanteraka ny fanaovam-beloma ny mpianany…..
Mardi 27 Août 2024 Oh ! si j’avais quelqu’un pour m’écouter ! Voici ma signature. Que le Tout-puisant me réponde… Job 31. 35 Version Darby J’ai donc parlé, et sans comprendre, de choses trop merveilleuses pour moi, que je ne connaissais pas… C’est pourquoi j’ai horreur de moi, et je me…
Salamo 61.1-8 Miverena amin’Andriamanitra 1- Mahatsiaro ho irery sy very ny olona Voalazan’ny mpanao Salamo fa tahaka ny any am-paran’ny…..
Lundi 26 Août 2024 Croyant Dieu, il se réjouit avec toute sa maison. Actes 16. 34 Version Darby Il y a un Dieu Un jour j’ai rencontré Jérôme, qui m’a raconté son histoire : “J’avais mon entreprise personnelle. Tout allait bien grâce à mes efforts. Mais voilà, des circonstances inattendues…
Asan’ny apostoly 3.9-16 Jesoa Kristy no Tompo 1- Novonoin’ny olona i Jesoa Kristy Raha araka ny fandaminan’Andriamanitra sy ny fitiavany…..