
“Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro.” (Heb.10:25)
Manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolak’andro ny fanompoam-pivavahana isan’Alahady.
Ny Alahady voalohany sy fahatelo dia misy fandraisana ny fanasan’ny Tompo.
Miantso sy manasa am-pitiavana anao ho tonga aty an-toerana hiara-hiombom-bavaka eto amin’ny FJKM FILADELFIA
“…tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao .” (APOK 3.11b)
0 Commentaires