Hetsiky ny SP VFA 37
Ho an’ny Mpitandrina sy ny Fiangonana, ny Vondron’olona Mpiara-mivavaka ary Sampana sy Sampanasa ary Asa eto amin’ny SP VFA 37 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo Araka ny tetiandrontsika SP VFA 37 dia amin’ny Asabotsy 05 Martsa 2022 ho avy izao no hanatanterahantsika ny Hetsiky ny […]