Lahatsoratra avy amin’ny Filadelfia Fjkm

2130 of 43 items

Recyclage I Mpandray Fanasan’ny Tompo

by Filadelfia Fjkm

Ny tsara ho fantatra momba ny Sakramenta Fampidirana Roa ihany ny sakramenta eken’ny FJKM : ny batisa sy ny fanasan’ny Tompo (FDF, Fitsipika and. 15) Mandray anjara eo amin’ny famonjena ny sakramenta 1. Tantaran’ny Sakramenta Fomba fanaon’ny Fiangonana efa hita tao amin’ny Baiboly na ny batisa na ny fanasan’ny Tompo (Asa 8: 34-38; Asa 2: […]

Apologia 1

by Filadelfia Fjkm

Ny antom-pisian’ny sampana eo amin’ny Fiangonana   Fampidirana Sampana = karazana fikambanana kely mijoro eo anivon’ny Fiangonana, mampivondrona ireo mitovy tanjona, tombontsoa na ehy     1.  Fototra ara-tsoratra Masina Ny sampana dia manana fiombonana akaiky amin’ Andriamanitra (vavaka sy Soratra Masina) ary tsy maintsy mamokatra ( Jaona 15: 1-8) Ny sampana tsirairay dia mitondra […]

Fampianarana Soratra Masina isaky ny Zoma hariva

by Filadelfia Fjkm

Fiangonana FJKM Filadelfia FAMPIANARANA SORATRA MASINA Manasa anao amin’ny fampianarana sy fandalim-pinoana izay atao isaky ny Zoma hariva amin’ny 8ora alina. LOHAHEVITRA dia halefa mail isan-kerinandro Rohy : www.FreeconferenceCall.com Identifiant de la réunion : fjkmmeauxfiladelfia MANANTENA NY FANATREHAN’NY MARO Raha mila fanampim panazavana dia afaka mifandray amin’ny mpitantsoratra Isaky ny Zoma amin’ny 08 ora alina […]

Fanampiana traboina noho ny rivodoza

by Filadelfia Fjkm

Ho an’ny Mpitandrina sy ny Fiangonana, ny Vondron’olona Mpiara-mivavaka ary Sampana sy Sampanasa ary Asa eto amin’ny SP VFA 37 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo Ireto, ry havana, misy fanampim-panazavana sy fandaminana ary fanentanana mikasika ny asa miandry antsika SP37 ato ho ato, ho tohin’ilay […]

Fjkm Filadelfia