Fetin’ny taranaka FJKM Filadelfia
“…tano mafy izay ananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao .” (APOK 3.11b) “Ho an’izay rehetra malalan’Andriamanitra sady voantso ho masina, ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo.” (ROM 1:7) Miantso sy manasa am-pitiavana anao ho tonga aty an-toerana hiara-hiombom-bavaka amin’ny FETIN’NY TARANAKA eto amin’ny FJKM FILADELFIA […]
