Fanompoampivavahana isan’Alahady
“Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro.” (Heb.10:25) Manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolak’andro ny fanompoam-pivavahana isan’Alahady. Ny Alahady voalohany sy fahatelo dia misy fandraisana ny fanasan’ny Tompo. Miantso sy manasa am-pitiavana anao ho tonga aty an-toerana hiara-hiombom-bavaka eto amin’ny FJKM […]
