Ny Sampana Sekoly Alahady (S.A./FJKM ) dia Sampana iray ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM). Ny fitsipika mifehy azy dia miainga amin’ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM. Miaraka amin’ny Departemantan’ny Fiangonana izy. Ny asan’ny Sekoly Alahady FJKM dia asa misiona izay miorina amin’ny Baikon’ny Tompo maniraka ny Fiangonana hanao mpianatra ny firenena rehetra (Mat 28, 18- 20), sy hiandry ary hamahana ny ondrin’i Jesoa (Jao 21, 15- 17).

Zava-kendreny

Ny Sekoly Alahady FJKM dia mampianatra ny Tenin’Andriamanitra, na ao anatin’ny Fiangonana izany, na any ivelany, mba hahatonga ny olona rehetra handray ny Tenisoa Mahafaly ho fiainany, ka hivelarany amin’ny maha zanak’Andriamanitra azy tokoa.

- Fahaizana Baiboly

- Fivelomana amin’ny Tenin’Andriamanitra araka ny voalazan’ny Fitsipika Fototra hoe :
« Ny Sekoly Alahady dia mampianatra ny olona rehetra handray ny Teny Soa Mahafaly ho fiainany, ka hivelarany amin’ny maha zanak’Andriamanitra azy tokoa »

Biraon’ny Sampana SA Filadelfia

Filoha: RAVAOELIARISOA Lucie

Mpitantsoratra: ANDRIANTSEHENO Patricia

Mpitahiry vola: RAFALIMANANA F.

Fandaharam-potoana samihafa

Fianarana SA : Ora iray alohan'ny fotoam-pivavahana isan'alahady

Sampana Sekoly Alahady

Krismasy Sekoly Alahady 2vii

Birao SA


Tetiandro SA

Ireto ny tetiandron'ny SA mandritra ity taona  ity.

Fanadinana SA: Alahady 10 jona

Fitsangatsangana SA: Sabotsy 30 jona

Fidirana taompianarana SA: Alahady 2 septambra
Hisy fanolorana mari-pankasitrahana
Fitondrana ambavaka ny taompianaranabotsy 30 jona

Desambra Iray volan'n SA: Alahady 2 des. - Alahady 30 des
Hisy hetsika fanaovana sakafo isan'Alahady.
Hanasana ny fandraisan'anjaran'ny Fiangonana

Krismasy SA: Alahady 9 desambra

Fety sy fankalazana samihafa

Fetin'ny reny : Alahady 27 may

Fetin'ny ray : Alahady 12 jona

Fotoan-dehibe Fiangonana : Alahady 23 jona

SA Foibe FJKM : Alahady 09 desambra