Lahatsoratra tamin’ny 2021

2130 of 130 items

Zoma 15 Oktobra 2021 – II Tan 30 : 13 – 20

by Mofon'Aina

 13Tamin’ny volana faharoa dia nisy vahoaka marobe tafavory tao Jerosalema mba hankalaza ny fety fihinanana ny mofo tsy misy leviora. Fiangonana goavana tokoa izany. 14Dia nirotsaka nandrava ireo alitara fanompoan-tsampy tao Jerosalema ny olona; n…

Alakamisy 14 Oktobra 2021 – Gal 6 : 11 – 18

by Mofon'Aina

 11Jereo amin’ny havaventin’ny soratra fa tanako mihitsy no anoratako ho anareo izao. 12Izay rehetra te hiseho ho tsara araka ny maha olombelona, dia ireo no manery anareo hoforana; nefa noho izao antony izao ihany: mba tsy hanenjehana azy noho ny…

Alarobia 13 Oktobra 2021 – Asa 2 : 41 – 47

by Mofon'Aina

 41Koa izay nandray tsara ny tenin’i Petera dia natao batisa; ary olona tokony ho telo arivo no nanatevin-daharana ny mpino tamin’izany andro izany.42Nazoto izy ireo nihaino ny fampianaran’ny apôstôly sy niombom-piainana toy ny mpiray tampo ary ni…

Talata 12 Oktobra 2021 – Isa 55 : 1 – 3

by Mofon'Aina

 1He! Ianareo rehetra izay mangetaheta,mankanesa amin’ny rano omeko!Na dia tsy manam-bola aza ianareo,avia maka sakafo, dia mihinànafa tsy ialam-bola izany55.1 Ampit Apôk 21.6; 22.17.;avia maka divay na ronono,fa tsy vidina izany.2Nahoana ianareo …

Fjkm Filadelfia